Jade Ft. Sweet - Antsoy Aho Lyrics

Intro:
..Antsoy aho..
..Ny antsonao..
..Ho avy aho..
..Ho avy aho..

Refrain:
Antsoy Aho, Antsoy aho, Antsoy aho
Fa iazakazahako ny antsonao, ny antsonao, ny antsonao
Dia aza matahoatra fa ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho
Na akaiky io na lavitra, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho

Sweet:
Antsoy aho baby fa izao tsy mba andao anao
Ninin itranga za malala eo anilanao
Tsisy animba atsika baby f'efa ahy ianao
Izay mandalo reveko milamina tsotra zao
Ka ra za no sendra ataonao isafidy de..
Ianao irery, ianao iany no atoko ankizy nge..
Ka izao malala, ty kozy ty mba tsarovy
'Za somary maditra, ny antsonao mtondra ahy mody'
Ataoko maharitra lavitra baby ny lalantsika
Tsy vitan' kozy-kozy na revina sipa-sipa
Fa mfanaja anaty fitiavana sy anaty ditra
Ka ra manaiky enao de alaiko vady anatin ray minitra
Ka enoy ty teniko ty malala
Tsy ataoko kozy mapisalasala
Na hoe teny-teny mety iala
Fa ndry 'lay izy, ndry ilay anjara

Refrain:
Antsoy Aho, Antsoy aho, Antsoy aho
Fa iazakazahako ny antsonao, ny antsonao, ny antsonao
Dia aza matahoatra fa ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho
Na akaiky io na lavitra, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho, antsoy aho

Jade:
Antsoy aho baby
Ninin itranga sy anjo anao
Ka ito aho ka de
Izaho vonona iady fa tsy hoe andao anao
Natokako anao ny momba ahy
D'efa ainao f'atramizay
Ny fianatsika roa nifandray
Na tsara io na ratsy d'efa zay io..
Baby (Ouh)
Defa zay io baby (Ouh)
Ianao iany io baby (Ouh)
Andrasako ny antsonao
Baby (Ouh)
Defa zay io baby (Ouh)
Ianao iany io baby (Ouh)
Andrasako ny antsonao

Bridge:

(x2)

Outro:
..Antsoy aho..
..Ny antsonao..
..Ho avy aho..
..Ho avy aho..