Lil'C - Pamela (Ft Scotty Raz)

 

Lil'C - Pamela (Ft. Scotty Raz) [Lyrics]

 Aza antsoina hoe Jessica,

 Aza antsoina hoe Jessica,

 Aza antsoina hoe Jessica,

Fa ataovy hoe Pamela

 

Annn! Rehefa itsagana adihy izy

Dia aza be fanotanina

Fa avelao ikipy fotsiny izy

Dia araho ilay feeling-a!!! Aza atsona amin’ny anarany

Omeo sora fa tsy maninonana

Dia ho dozy hatramin’ny farany

Anadino ny tany ahoriana

 

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Aza atsona hoe Jessica,

Fa atavo hoe Pamela

 

Annn! Ka raha bady medrika azy ianao

Dia aza miditra lalina

Ny atseboany mivoaka izao ,

Ny ranomaso efa mipirina  Aza antsoana amin’ny anarany

Jereo fona tsy maninona

Dia lazao izy fa sexy  Ireo tsy kopy aleo angina

 

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Ann! Yeyh!!!!!!!!!!!

Aza antsoina hoe Jessica,

Fa atavo hoe Pamela