Sweet - Lavitra Anao (Ft. Jade & Lil'C) - Tonony

Sweet:

Efa betsaka ny tany naleh
Nefa aiko fa tsy ho isy anao
Betsaka avokoa ny vita ange
Fa de vita atreto ny talao
Tsy anary aho fa izany hoe
Ny foko tsy atao kilalao
K'aza gaga enao ra sendra hoe
Izaho analavitra anao
(Oh Oh) ..
Lavitra anao.. (Oh Oh)
Lavitra anao.. (Oh Oh)
Lavitra anao.. (Oh Oh)


Jade

Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Fa tsy mety intsony anie
(Ny ahy sy enao)
Ka avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
[...]
Avelao aho ande..


Lil'C

Na de sarotra ny anadino anao
Zay no itako fa mety ho ahy
Tsy anaiky intsony nef'izaho
Reo fijalina atr@zay
Ka ra mbola itady ahy ianao
Itady ahy iverina indray
Fantaro fa tsy ho vonona aho
Intsony ary mandrakizay
(Oh Oh) ..
Mandrakizay.. (Oh Oh)
Mandrakizay.. (Oh Oh)
Mandrakizay.. (Oh Oh)


Jade

Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Fa tsy mety intsony anie
(Ny ahy sy enao)
Ka avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
[...]


Sweet

Avelao aho ande..
Avelao aho ande..
Avelao aho ande..
Avelao aho ande..


Jade

Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
(Lavitra anao)
Fa tsy mety intsony anie
(Ny ahy sy enao)
Ka avelao aho ande
(Lavitra anao)
Avelao aho ande
[...]