zazaluck Ft. Meizah
intro:
aaanh pisu a!aleo angamban
tenenk @ndry @zey le tena
faniriako !:D euuuuh aleo ndry
mande @zay,zay mits le tena
faniriako hatrizay e!zay beybey
ndry ^_^
1er couplet:
hey baby,ndry aza makany ambovo
aleo aloha tsorina fa ny fitiavako
an'ndry efa niova
za mila sipa matotra,tsy mora
maka
lagy
za star ts maints sakoroana vevav
de gag enao ra nievitr ah hiaritra
ndry koa sip maivana b ka zakan
lalitr
ny efa vita maro,za ko afa-po
kofboay ny tena ka hitady hafa koa
za bandy salopard,ts miasa saina
zan
e!
raha nieritreritra ny hivady,za
aloha
tsy @zan e!
enao mtady hamikitra,kanef za tsy
mila
ekeko hoe mety tia an'dry ah ref
eny
ampandriana
efa kobnay koa ndrt fa sipa
mapme
raha ny fiverenana @ndry aloha
dia
jamais
ka aoka izay angamb ny ahy raha
resaka fitia
sorry…see you baby
ref:
"Za hoa tsy vopirina
za hoa tsy azo arina
za zao otran tafa nefa enao otran
mangina
za le nataonao hoe
enao nge kilalao eh
zao enao ndray no mtady anao
ka atoako hoe
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY (otran)
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY (otran)
2em couplet:
ouz enao zazaluck mits ty
za bandy maditr nef be mpitia
enw otran ts hay tenen oe ndana
mande
tsy mila anw intsony ange ny
fon'ny
bandy e!
za tsy hampanantena andry oe
mbol
ho avy
vao maneno ny ahy ny phone
d'efa
vevav
k'aza misosoka alahelo aki ry
cherie a!
tsoriko @ndry fa za tsy hanenina
fafao ny ranomaso dia mandehanz
mody
eo fa omeko bisou kely ndry sao
miantso Tody
tsy mendrik ahy hoa ndry,tena koz
zan e
felahako eto ndry raha mbola
mitomany
ny ah nu fiainako ef kobon'ndry fa
adala b
za ra sip met vosokay ho tasP
koziko eny ia ndry ra ohatrohatra
matsiaro
oe ref ts eo le ray vaovao ndry zay
vo
mba mandalo
ref:
"Za hoa tsy vopirina
za hoa tsy azo arina
za zao otran tafa nefa enao otran
mangina
za le nataonao hoe
enao nge kilalao eh
zao enao ndray no mtady anao
ka atoako hoe
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY (otran)
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY
ZAO ENAO TO RESY (otran)